Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 11:25 - DIEM PROTESTANTA

25 Nomen-kaja i Benaià tao amin’ny «andian’ny telopolo lahy», kanefa tsy afaka nifaninana tamin’ny «Tariky ny telo lahy». Izy no voatendrin’i Davida hifehy ny mpiambina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Indro, be voninahitra tamin’ny telopolo lahy izy, nefa tsy nahomby azy telo lahy; ary nanendry azy ho isan’ny mpiambina manokana i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Nomen-kaja i Benaià tao amin’ny «andian’ny telopolo lahy», kanefa tsy afaka nifaninana tamin’ny «Tariky ny telo lahy». Izy no voatendrin’i Davida hifehy ny mpiambina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Nalaza noho izy telopolo lahy izy. Nataon’i Davida isan’ny mpanolo-tsaina azy manokana izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Indro fa be voninahitra tamin’ny telo-polo lahy izy, nefa tsy nahomby azy telo lahy teo; ary Davida nanao azy ho isan’ny mpanolo-tsaina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Indro fa be voninahitra tamin'ny telo-polo lahy izy, nefa tsy nahomby azy telo lahy teo; ary Davida nanao azy ho isan'ny mpanolo-tsaina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 Indro, be voninahitra tamin’ny telopolo lahy izy, nefa tsy nahomby azy telo lahy; ary nanendry azy ho isan’ny mpiambina manokana i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 11:25
3 Rohy Ifampitohizana  

I Jôaba no filohan’ny tafika manontolo tamin’i Israely; i Benaià zanakalahin’i Joiadà no lehiben’ny Keretita sy Peletita mpiambina an’i Davida;


Ireo no zava-bitan’i Benaià, zanakalahin’i Jôiadà; kanefa tsy tafiditra anarana tao anatin’ny «Tariky ny telo lahy» kalaza izy.


Ireto kosa ny kalaza maherifo hafa: i Hasahela, rahalahin’i Jôaba; i Elehanàna, zanakalahin’i Dôday, avy any Betlehema;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra