Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 11:26 - DIEM PROTESTANTA

26 Ireto kosa ny kalaza maherifo hafa: i Hasahela, rahalahin’i Jôaba; i Elehanàna, zanakalahin’i Dôday, avy any Betlehema;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Ary ny lehilahy mahery dia: I Asahela, rahalahin’i Joaba; i Elanana, zanak’i Doday, avy any Betlehema;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Ireto kosa ny kalaza maherifo hafa: i Hasahela, rahalahin’i Jôaba; i Elehanàna, zanakalahin’i Dôday, avy any Betlehema;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 Lehilahy mahery tamin’ny foloalindahy: i Asaela rahalahin’i Jôaba, i Elkanàna zanak’i Dôdô, avy any Betlehema;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Ary ny lehilahy mahery dia Asahela, rahalahin’i Joaba, sy Elanana, zanak’i Dodo, avy any Betlehema,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Ary ny lehilahy mahery dia Asahela, rahalahin'i Joaba, sy Elanana, zanak'i Dodo, avy any Betlehema,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 Ary ny lehilahy mahery dia: I Asahela, rahalahin’i Joaba; i Elanana, zanak’i Doday, avy any Betlehema;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 11:26
7 Rohy Ifampitohizana  

Mbola nisy ady hafa tao Gôba, ary tamin’izay i Elehanàna zanakalahin’i Jahiry-Ôregima sady avy any Betlehema, no namono ho faty an’i Gôliata avy any Gata, izay nanana zaran-defona vaventy tahaka ny voditenon’ny mpanenona.


Ny «andian’ny telopolo lahy» dia nisy an’ireto koa: I Hasahela rahalahin’i Jôaba; i Elehanàna zanakalahin’i Dôdao avy any Betlehema;


Toy izany no namonoan’i Jôaba sy i Abisay rahalahiny an’i Abinera ho faty noho ny namonoany an’i Asahela rahalahiny tamin’ny ady tao Gibehôna.


Nomen-kaja i Benaià tao amin’ny «andian’ny telopolo lahy», kanefa tsy afaka nifaninana tamin’ny «Tariky ny telo lahy». Izy no voatendrin’i Davida hifehy ny mpiambina azy.


i Samôta, avy any Harôra; i Heletsa, avy any Palôna;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra