Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 11:24 - DIEM PROTESTANTA

24 Ireo no zava-bitan’i Benaià, zanakalahin’i Jôiadà; kanefa tsy tafiditra anarana tao anatin’ny «Tariky ny telo lahy» kalaza izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Izany zavatra izany no nataon’i Benaia, zanak’i Jehoiada, ary tamin’izy telo lahy mahery dia izy no nalaza.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Ireo no zava-bitan’i Benaià, zanakalahin’i Jôiadà; kanefa tsy tafiditra anarana tao anatin’ny «Tariky ny telo lahy» kalaza izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

24 Izany no nataon’i Banaiasa zanak’i Jôiada, ka nanan-daza tamin’izy telopolo lahy mahery izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Izany zavatra izany no nataon’i Benaia, zanak’i Joiada, ary tamin’izy telo lahy mahery dia izy no nalaza.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Izany zavatra izany no nataon'i Benaia, zanak'i Joiada, ary tamin'izy telo lahy mahery dia izy no nalaza.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Izany zavatra izany no nataon’i Benaia, zanak’i Jehoiada, ary tamin’izy telo lahy mahery dia izy no nalaza.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 11:24
5 Rohy Ifampitohizana  

i Benaià, zanakalahin’i Jôiadà, no lehiben’ny mpiambina andriamanjaka; ary ireo zanakalahin’i Davida kosa dia mpanolotsaina.


Mbola izy koa no nahafaty ilay Ejiptianina izay roa metatra sy sasany ny halàvany sady nirongo lefona lehibe toy ny voditenon’ny mpanenona. Tehina no namelezany azy, dia nosarihany teny an-tanan’ilay Ejiptianina ny lefony ka iny ihany no namonoany azy ho faty.


Nomen-kaja i Benaià tao amin’ny «andian’ny telopolo lahy», kanefa tsy afaka nifaninana tamin’ny «Tariky ny telo lahy». Izy no voatendrin’i Davida hifehy ny mpiambina azy.


Ireto kosa ny olona tonga tany amin’i Davida tao Tsiklaga fony izy mbola niery an’i Saoly, zanakalahin’i Kisy; izy ireo dia lehilahy mahery mpanampy an’i Davida amin’ny ady,


niampy an’i Jôiadà, filohan’ny taranak’i Aharôna, niaraka tamin’ny 3 700 lahy,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra