Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 1:50 - DIEM PROTESTANTA

50 Rehefa maty i Bahala-Hanàna, dia nanjaka nandimby azy i Hadada; ka i Pahò no anaran’ny tanàna fiaviany, ary i Mehetabeela no anaran’ny vadiny, zanakavavin’i Matreda sady zafikelin’i Me-Zahaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

50 Maty i Baala-Hanana; nanjaka nandimby azy i Hadada; Pao no anaran’ny tanànany; ary ny anaran’ny vadiny dia i Mehetabela, zanakavavin’i Matreda, zanakavavin’i Me-Zahaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

50 Rehefa maty i Bahala-Hanàna, dia nanjaka nandimby azy i Hadada; ka i Pahò no anaran’ny tanàna fiaviany, ary i Mehetabeela no anaran’ny vadiny, zanakavavin’i Matreda sady zafikelin’i Me-Zahaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

50 Maty i Balanàna ka i Hadada no nanjaka nandimby azy; Fao no anaran-tanànany, ary ny anaran’ny vadiny dia Meetabela, zanaka vavin’i Matreda, zanaka vavin’i Mezaaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

50 Ary maty Bala-hanana, dia nanjaka nandimby azy Hadada; ary Pao no anaran’ny tanànany; ary ny anaran’ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin’i Matreda, zanakavavin’i Me-zahaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

50 Ary maty Bala-hanana, dia nanjaka nandimby azy Hadada; ary Pao no anaran'ny tanànany; ary ny anaran'ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin'i Matreda, zanakavavin'i Me-zahaba.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

50 Maty i Baala-Hanana; nanjaka nandimby azy i Hadada; Pao no anaran’ny tanànany; ary ny anaran’ny vadiny dia i Mehetabela, zanakavavin’i Matreda, zanakavavin’i Me-Zahaba.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 1:50
4 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa maty i Saoly, dia nanjaka nandimby azy i Bahala-Hanàna, zanakalahin’i Hakbôra.


Rehefa maty i Bahala-Hanàna, dia nanjaka nandimby azy i Hadara avy ao an-tanànan’i Pahò; ny anaran’ny vadiny dia i Mehetabeela, zanakavavin’i Matreda sady zafikelin’i Me-Zahaba.


Rehefa maty i Saoly, dia nanjaka nandimby azy i Bahala-Hanàna zanakalahin’i Hakbôra.


Ary rehefa maty i Hadada, dia ireto no lehibem-poko nitondra an’i Edôma: i Timnà sy i Halvà, i Jeteta


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra