Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 1:48 - DIEM PROTESTANTA

48 Rehefa maty i Samlà, dia nanjaka nandimby azy i Saoly avy any Rehôbôta amoron’ny renirano.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

48 Maty i Samla; nanjaka nandimby azy i Saoly avy any Rehobota eo amoron’ny ony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

48 Rehefa maty i Samlà, dia nanjaka nandimby azy i Saoly avy any Rehôbôta amoron’ny renirano.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

48 Maty i Semlà, ka i Saola avy any Rohôbôta, amoron’ny Ony, no nanjaka nandimby azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

48 Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy any Rehobota eo amoron’ny Ony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

48 Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy any Rehobota eo amoron'ny Ony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

48 Maty i Samla; nanjaka nandimby azy i Saoly avy any Rehobota eo amoron’ny ony.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 1:48
3 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa maty i Samlà, dia nanjaka nandimby azy i Saoly avy any Rehôbôta amoron’ny ony Eofrata.


Rehefa maty i Hadada, dia nanjaka nandimby azy i Samlà avy any Masrekà.


Rehefa maty i Saoly, dia nanjaka nandimby azy i Bahala-Hanàna zanakalahin’i Hakbôra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra