Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 1:47 - DIEM PROTESTANTA

47 Rehefa maty i Hadada, dia nanjaka nandimby azy i Samlà avy any Masrekà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

47 Maty i Hadada; nanjaka nandimby azy i Samla avy any Masreka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

47 Rehefa maty i Hadada, dia nanjaka nandimby azy i Samlà avy any Masrekà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

47 Maty i Hadada, ka i Semlà, avy any Masrekà no nanjaka nandimby azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

47 Ary maty Hadada, dia nanjaka nandimby azy Samla avy any Masreka.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

47 Ary maty Hadada, dia nanjaka nandimby azy Samla avy any Masreka.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

47 Maty i Hadada; nanjaka nandimby azy i Samla avy any Masreka.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 1:47
3 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa maty i Hadada, dia nanjaka nandimby azy i Samlà avy ao Masrekà.


Rehefa maty i Hosama, dia nanjaka nandimby azy i Hadada zanakalahin’i Bedada, ka i Havita no anaran’ny tanàna fiaviany: izy no namely ny Midianita tao amin’ny tanin’i Môaba.


Rehefa maty i Samlà, dia nanjaka nandimby azy i Saoly avy any Rehôbôta amoron’ny renirano.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra