Josoa 9:3 - Baiboly Protestanta Malagasy3 Ary ny mponina tao Gibeona nahare izay nanaovan’i Josoa an’i Jeriko sy Ay, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Ary ny mponina tao Gibeona dia nahare izay nanaovan’i Josoa an’i Jeriko sy i Ay Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Ny mponina tao Gibehôna dia isan’ny Hivita; kanefa, nony nandre an’izay nataon’i Josoa tamin’i Jerikao sy i Hay ry zareo, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Ny mponina tao Gibehôna dia isan’ny Hivita; kanefa, nony nandre an’izay nataon’i Josoa tamin’i Jerikao sy i Hay ry zareo, Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 Fa ny mponina tao Gabaôna kosa, nony nandre ny nanaovan’i Jôsoe an’i Jerikô sy i Haia, Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ary ny mponina tao Gibeona nahare izay nanaovan'i Josoa an'i Jeriko sy Ay, Jereo ny toko |
ARY tamin’izany taona izany ihany, dia tamin’ny niandohan’ny nanjakan’i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, tamin’ny volana fahadimy tamin’ny taona fahefatra, no nitenenan’i Hanania, zanak’i Azora, mpaminany avy tany Gibeona, tamiko tao an-tranon’i Jehovah, teo anatrehan’ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra, nanao hoe:
Ary Makeda dia afak’i Josoa tamin’izany andro izany, ka nasiany tamin’ny lelan-tsabatra izy sy ny mpanjakany; ary ny olona rehetra tao dia naringany avokoa ka tsy nasiany niangana na dia iray akory aza; ary tahaka izay efa nataony tamin’ny mpanjakan’i Jeriko, no nataony tamin’ny mpanjakan’i Makeda koa.