Josoa 7:1 - Baiboly Protestanta Malagasy1 FA ny Zanak’Isiraely nandika ny didy ny amin’ny zavatra voaozona; fa Akana, zanak’i Karmy, zanak’i Zabdy, zanak’i Zera, avy tamin’ny firenen’i Joda, naka tamin’ny zavatra efa voaozona, ka dia nirehitra tamin’ny Zanak’Isiraely ny fahatezeran’i Jehovah. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Fa nandika ny didy ny amin’ny zavatra voaozona ny Zanak’Israely satria i Akana, zanak’i Karmy, zanak’i Zabdy, zanak’i Zera, avy tamin’ny fokon’i Joda, dia naka tamin’ny zavatra efa voaozona; dia nirehitra tamin’ny Zanak’Israely ny fahatezeran’NY TOMPO. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Nanao fahadisoana bevava ny Israelita tamin’ny fandikana didy momba ireo zavatra voatokana hafoy ho an’ny TOMPO; fa naka zavatra sasany tamin’ireo i Hakàna, zanakalahin’i Karmỳ sy zafin’i Zabdià ary zafiafin’i Zera sady anisan’ny fokon’i Joda, koa tezitra tamin’ny Israelita ny Tompo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Nanao fahadisoana bevava ny Israelita tamin’ny fandikana didy momba ireo zavatra voatokana hafoy ho an’ny TOMPO; fa naka zavatra sasany tamin’ireo i Hakàna, zanakalahin’i Karmỳ sy zafin’i Zabdià ary zafiafin’i Zera sady anisan’ny fokon’i Joda, koa tezitra tamin’ny Israelita ny Tompo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika1 Nanao fahadisoana momba ny anatema ny zanak’i Israely; fa naka tamin’ny zavatra natao anatema i Akàna zanak’i Karmì zanak’i Zabdỳ zanak’i Zare tamin’ny fokon’i Jodà, ka nirehitra tamin’ny zanak’i Israely ny fahatezeran’i Iaveh. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Fa ny Zanak'Isiraely nandika ny didy ny amin'ny zavatra voaozona; fa Akana, zanak'i Karmy, zanak'i Zabdy, zanak'i Zera, avy tamin'ny firenen'i Joda, naka tamin'ny zavatra efa voaozona, ka dia nirehitra tamin'ny Zanak'Isiraely ny fahatezeran'i Jehovah. Jereo ny toko |
Ary hoy Mosesy tamin’i Arona ary tamin’i Eleazara sy Itamara, zanani-lahy: Aza mirakaraka volo, na mandriatra ny akanjonareo, fandrao mba maty koa hianareo, sady hisy fahatezerana hahatratra ny olona rehetra; fa aoka ny rahalahinareo, dia ny taranak’Isiraely rehetra, no hitomany noho ny fahamaizana izay narehitr’i Jehovah.