Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Josoa 4:4 - Baiboly Protestanta Malagasy

4 Dia nantsoin’i Josoa ny lehilahy roa ambin’ny folo, izay nofidiny tamin’ny Zanak’Isiraely, dia iray avy isam-pirenena,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Dia nantsoin’i Josoa ny lehilahy roa amby folo izay nofidiny tamin’ny Zanak’Israely, iray avy isam-poko,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

4 Dia nantsoin’i Josoa izy 12 lahy voafidiny teo amin’ny Israelita

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Dia nantsoin’i Josoa izy 12 lahy voafidiny teo amin’ny Israelita

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Dia nantsoin’i Jôsoe ny lehilahy iray avy asam-pokony,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Dia nantsoin'i Josoa ny lehilahy roa ambin'ny folo, izay nofidiny tamin'ny Zanak'Isiraely dia iray avy isam-pirenena,

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 4:4
5 Rohy Ifampitohizana  

koa ankehitriny mangalà lehilahy roa ambin’ny folo amin’ny firenen’Isiraely ho anareo, dia iray avy isam-pirenena;


Mangalà lehilahy roa ambin’ny folo amin’ny olona, dia iray avy isam-pirenena,


ka mandidia azy hoe: Makà vato roa ambin’ny folo eo afovoan’i Jordana eo amin’ilay nijoroan’ny tongotry ny mpisorona, dia ento miaraka aminareo, ka avelao eo amin’izay handrianareo anio alina.


ary hoy izy taminy: Mandehana eo alohan’ny fiaran’i Jehovah Andriamanitrareo ho eo afovoan’i Jordana, ka samia manainga vato iray avy ho eny an-tsorony hianareo rehetra, araka ny isan’ny firenen’ny Zanak’Isiraely,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra