Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Josoa 2:8 - Baiboly Protestanta Malagasy

8 Ary raha mbola tsy natory izy roa lahy, dia niakatra nankao aminy tao an-tampon-trano ravehivavy

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Raha mbola tsy natory izy roa lahy dia niakatra nankao aminy tao an-tampon-trano Ravehivavy

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

8 Fa talohan’ny hatorian’ny mpitsikilo no niakatra nankao aminy tao an-tampon-trano i Rahaba

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Fa talohan’ny hatorian’ny mpitsikilo no niakatra nankao aminy tao an-tampon-trano i Rahaba

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Talohan’ny handrian’ireto mpisafo tany, dia niakatra tao aminy tao ambony tafon-trano i Rahaba, ka nanao taminy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Ary raha mbola tsy natory izy roa lahy, dia niakatra nankao aminy tao an-tampontrano ravehivavy

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 2:8
4 Rohy Ifampitohizana  

Kanjo efa nampiakarin-dravehivavy any an-tampon-trano izy ka nafeniny ao amin’ ny tahon-drongony, izay efa nalahany teo amin’ny tampon-trano.


Ary ireo olona dia nanenjika azy tamin’ny làlana mankany Jordana hatrany amin’ny fitana; ary rehefa lasa nivoaka izay nanenjika azy, dia nohidiana ny vavahady.


ka nanao taminy hoe: Fantatro fa efa nomen’i Jehovah anareo ny tany, ary efa latsaka aminay ny fahatahorana anareo, sady efa ketraka ny mponina rehetra amin’ny tany noho ny tahotra anareo.


Ary feno lehilahy sy vehivavy ny trano, ary tao ireo andrianan’ny Filistina rehetra, ary teo an-tampon-trano koa nisy lehilahy sy vehivavy tokony ho telo arivo, izay finaritra nijery an’i Samsona nanao laolao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra