Zakaria 9:14 - Baiboly Katolika14 Hiseho eo ambonin’izy ireo i Iaveh, hitsoriaka toy ny helatra, ny zana-tsipìkany. Hampaneno ny trômpetra ny Tompo Iaveh, ary handroso amin’ny tafio-drivotra any atsimo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Ary NY TOMPO hiseho eo amboniny ka handeha toy ny tselatra ny zana-tsipìkany; NY TOMPO Andriamanitra hitsoka anjomara ka handroso amin’ny tafio-drivotra any atsimo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Ary ny Tompo hiseho eo ambonin’ny vahoakany; ka hipoitra toy ny tselatra ny zana-tsipîkany Hitsoka anjomara ny Tompo ANDRIANANAHARY ka ho tonga miaraka amin’ny tafio-drivotra atsimo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Ary ny Tompo hiseho eo ambonin’ny vahoakany; ka hipoitra toy ny tselatra ny zana-tsipîkany Hitsoka anjomara ny Tompo ANDRIANANAHARY ka ho tonga miaraka amin’ny tafio-drivotra atsimo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ary Jehovah hiseho ao aminy, Ka handeha toy ny helatra ny zana-tsipìkany; Jehovah Tompo hitsoka anjomara Ka handeha amin’ny tafio-drivotra any atsimo. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ary Jehovah hiseho ao aminy, Ka handeha toy ny helatra ny zana-tsipìkany, Jehovah Tompo hitsoka anjomara Ka handeha amin'ny tafio-drivotra any atsimo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Ary NY TOMPO hiseho eo amboniny ka handeha toy ny tselatra ny zana-tsipìkany; NY TOMPO Andriamanitra hitsoka anjomara ka handroso amin’ny tafio-drivotra any atsimo. Jereo ny toko |