Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Zakaria 2:15 - Baiboly Katolika

15 Amin’izany andro izany, maro ny firenena hiraiki-po amin’i Iaveh, ka ho vahoakako izy ireo; ary Izaho honina ao afovoanao, dia ho fantatrao fa i Iavehn’ny tafika no naniraka ahy ho aminao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Firenena maro no hanaiky ho an’NY TOMPO amin’izany andro izany. Ho oloko izy, ary hitoetra ao afovoanao Aho; dia ho fantatrao fa Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no naniraka ahy ho aminao.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

15 Amin’izany andro izany, firenena maro no hiraiki-po amiko ka ho tonga vahoakako; ary honina eo afovoanareo Aho.» Amin’izay dia hiaiky ianareo fa ny TOMPOn’izao rehetra izao no naniraka ahy ho atỳ aminareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Amin’izany andro izany, firenena maro no hiraiki-po amiko ka ho tonga vahoakako; ary honina eo afovoanareo Aho.» Amin’izay dia hiaiky ianareo fa ny TOMPOn’izao rehetra izao no naniraka ahy ho atỳ aminareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary firenena maro no hanaiky ho an’i Jehovah amin’izany andro izany ka ho oloko; ary hitoetra ao afovoanao aho, ka dia ho fantatrao fa Jehovah, Tompon’ny maro, no naniraka ahy ho aminao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Firenena maro no hanaiky ho an’NY TOMPO amin’izany andro izany. Ho oloko izy, ary hitoetra ao afovoanao Aho; dia ho fantatrao fa Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no naniraka ahy ho aminao.

Jereo ny toko dika mitovy




Zakaria 2:15
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra