Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Zakaria 2:14 - Baiboly Katolika

14 Manaova hobim-pifaliana sy miravoravoa, ry zanaka vavin’i Siôna, fa indro Aho tamy, ary honina ao afovoanao, - teny marin’i Iaveh. -

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Mihobia sy mifalia, ry Ziona zanakavavy! Fa indro, avy Aho ka honina ao afovoanao, hoy NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

14 Dia hoy koa ny teny hentitry ny TOMPO hoe: «Mihobia sy mifalia, ry vahoakan’i Tsiôna, fa indro avy honina ao afovoanareo Aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Dia hoy koa ny teny hentitry ny TOMPO hoe: «Mihobia sy mifalia, ry vahoakan’i Tsiôna, fa indro avy honina ao afovoanareo Aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Mihobia sy mifalia, ry Ziona zanakavavy, fa, indro, avy honina ao afovoanao Aho, hoy Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Mihobia sy mifalia, ry Ziona zanakavavy! Fa indro, avy Aho ka honina ao afovoanao, hoy NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy




Zakaria 2:14
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra