Zakaria 14:13 - Baiboly Katolika13 Amin’izany andro izany dia hisy zavatra toy izao: Avy amin’i Iaveh no hisian’ny fikorontanana lehibe eo amin’izy ireo, ka samy hisambotra ny tanan’ny rahalahiny avy ny olona, sady hanainga tanana hamely ny namany avy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Amin’izany andro izany NY TOMPO dia hahatonga fifanaritahana lehibe eo aminy, ary hifampihazona izy, sady samy hanainga tanana hifamely. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 Amin’izany andro izany dia hasian’ny Tompo fifanjevoana tsy hifankahitana ao aminy, fa samy hanainga tanana hifamely izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Amin’izany andro izany dia hasian’ny Tompo fifanjevoana tsy hifankahitana ao aminy, fa samy hanainga tanana hifamely izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Ary amin’izany andro izany dia hisy fifanaritahana lehibe avy amin’i Jehovah ao aminy, ary hifampihazon-tànana izy, sady samy hanainga tànana hifamely. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Ary amin'izany andro izany dia hisy fifanaritahana lehibe avy amin'i Jehovah ao aminy, ary hifampihazon-tanana izy, sady samy hanainga tanana hifamely. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Amin’izany andro izany NY TOMPO dia hahatonga fifanaritahana lehibe eo aminy, ary hifampihazona izy, sady samy hanainga tanana hifamely. Jereo ny toko |