Zakaria 14:12 - Baiboly Katolika12 Izao no fery hamelezan’i Iaveh ny firenena niady tamin’i Jerosalema: ny nofony hataony hihalò am-pitsanganana; ny masony hihalò ao anaty taola-masony; ary ny lelany hihalò ao am-bavany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Ary izao no areti-mandringana hamelezan’NY TOMPO ny firenena rehetra izay nanafika an’i Jerosalema: Hataony miha lò am-pitsanganana ny nofony ary hiha lò ao amin’ny lavaka fitoerany ny masony ary ny lelany koa hiha lò ao am-bavany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 Ary izao no aretim-be hamelezan’ny Tompo ny firenen-drehetra izay niady tamin’i Jerosalema: ho simba nofo dieny mbola velona ny olona, ho levona ho azy ao amin’ny fitoerany ny masony, ho tahaka izany koa ny lela ao am-bavany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Ary izao no aretim-be hamelezan’ny Tompo ny firenen-drehetra izay niady tamin’i Jerosalema: ho simba nofo dieny mbola velona ny olona, ho levona ho azy ao amin’ny fitoerany ny masony, ho tahaka izany koa ny lela ao am-bavany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Ary izao no areti-mandringana hamelezan’i Jehovah ny firenena rehetra izay efa nanafika an’i Jerosalema: Hataony mihalevona am-pitsanganana ny nofony, ary hihalevona eo amin’ny itoerany ny masony, ary ny lelany koa hihalevona ao am-bavany. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Ary izao no areti-mandringana hamelezan'i Jehovah ny firenena rehetra izay efa nanafika an'i Jerosalema: Hataony mihalevona am-pitsanganana ny nofony, ary hihalevona eo amin'ny itoerany ny masony, ary ny lelany koa hihalevona ao am-bavany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Ary izao no areti-mandringana hamelezan’NY TOMPO ny firenena rehetra izay nanafika an’i Jerosalema: Hataony miha lò am-pitsanganana ny nofony ary hiha lò ao amin’ny lavaka fitoerany ny masony ary ny lelany koa hiha lò ao am-bavany. Jereo ny toko |