Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 8:1 - Baiboly Katolika1 Nony vita ny sakafo, dia nentin’izy ireo ho ao amin’i Sarà razazalahy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Rehefa vita ny sakafo, dia samy te hatory avy; ary nentina ilay tovolahy ka nampidirina tao amin’io efitrano voaomana io. Jereo ny toko |