Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 8:2 - Baiboly Katolika2 Tsaroan’i Tobia ny tenin’ny Anjely, ka nangalany ny atin-kazandrano tao an-kitapony, nataony teo ambony vain’afo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Tamin’izay i Tôbià dia nahatsiaro ny tenin’i Rafaela, ka naka ny fo aman’atin-trondro tao an-kitapony ary nametraka azy teo ambony vainafo fandoroana ditin-kazo manitra. Jereo ny toko |