Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 7:20 - Baiboly Katolika20 Fa hoy izy taminy: «Matokia tsara, anaka. Ny Tompon’ny lanitra anie hanome hafaliana anao, hisolo ny alahelo efa niaretanao.» Jereo ny toko |