Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 6:3 - Baiboly Katolika3 Nivadika ny fon’i Tobia, ka niantso mafy izy nanao hoe: «Iantsampazany aho, tompoko!» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 fa hoy kosa ilay anjely taminy: –Sambory io trondro io ary tazony mafy. Voatanan’ity tovolahy ilay trondro ary notarihiny ho eny an-tanety. Jereo ny toko |