Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 6:4 - Baiboly Katolika4 Fa hoy ity Anjely taminy: «Raiso amin’ny sofiny io, ka tariho ho eo aminao.» Dia nataony izany: notarihiny ho eny an-tanety ilay hazandrano, ka inty nihavatravatra teo an-tongony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Dia hoy ny anjely tamin’i Tôbià: –Tataho io trondro io, dia esory ny fony sy ny aty aman’aferony ka tahirizo; fa ny tsinainy no ario. Izany fo sy aty aman’afero izany manko dia mahasoa tokoa ho fanafody. Jereo ny toko |