Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 6:2 - Baiboly Katolika

2 Nidina ndeha hanasa tongotra kosa izy ka inty nisy hazandrano makadiry, niantoraka handrapaka azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Nidina hisasa tongotra tao amin’ny ony ity tovolahy, ka nisy trondro makadiry niantsambotra avy ao anaty rano ary nanambana handrapaka ny tongony anankiray. Nihoraka i Tôbià;

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 6:2
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra