Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 6:1 - Baiboly Katolika

1 Dia lasa i Tobia, nanaraka azy ny alika; ary teo amin’ny ony Tigra no nijanonany voalohany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Niainga ity tovolahy; ary ilay anjely no niaraka taminy. Ny alika tao an-trano ihany koa dia niara-dalana tamin’izy ireo. Lasa tokoa ity tovolahy sy ilay anjely. Tamin’ny alina voalohany, dia nilasy teo amoron’ny ony Tigra izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 6:1
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra