Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 5:9 - Baiboly Katolika9 Ka hoy i Tobia taminy: «Aza mahafady, mba andraso kely aho; mandra-pilazako izany amin’i Dada.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Dia niditra tao an-trano i Tôbià ary nampahafantatra izany tamin’i Tôbita rainy sady nanao hoe: –Indro aho fa nahita olona, dia anankiray amin’ireo Israelita mpiray firenena amintsika. Hoy kosa i Tôbita tamin-janany: –Antsoy ho aty amiko hoe izany olona izany, anaka. Tiako ho fantatra ny tarika sy ny foko nipoirany ary koa raha mahatoky izy mba hiara-dia aminao. Jereo ny toko |