Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 5:8 - Baiboly Katolika8 Dia hoy ny navaliny: «Fantatro, fa efa niverimberina matetika amin’ireo lalana rehetra ireo aho, ary efa niantrano tao amin’i Gabelosa rahalahintsika aho, dia ilay monina ao Ragesa, tanànan’ny Meda; miorina ao amin’ny tendrombohitr’i Ekbatàna.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Ka novalian’ny anjely hoe: –Eny àry, hiandry eto aho, kanefa aza ela ianao! Jereo ny toko |