Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 5:7 - Baiboly Katolika7 Ary namaly ny Anjely nanao hoe: «Avy amin’ny zanak’i Israely aho.» Ka hoy i Tobia taminy: «Mahalala ny lalana mankany amin’ny tanin’ny Meda va Ianao?» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Dia hoy i Tôbià tamin’i Rafaela: –Mba andrasonao kely eto aho, ry sakaiza, mandra-piditro ao an-trano hampahafantatra izao amin-draiko. Ilaiko hiara-dia amiko ianao ary homeko ny karamanao. Jereo ny toko |