Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 5:6 - Baiboly Katolika6 Tsy fantany ho Anjelin’Andriamanitra io, ka noarahabainy, dia hoy izy: «Avy aiza ianao, ry zatovo soa?» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Ka novaliany hoe: –Fantatro tokoa. Matetika no efa nandeha tany aho ary mahalala tsara ny lalana rehetra. Imbetsaka aho no efa tany Media, ka ny fipetrahako dia tao an-tranon’i Gabaela izay mpiray firenena amintsika sady monina ao Ragao, tanànan’i Media. Misy lalana dia an-tongotra andro roa hatreo Ekbatàna mankany Ragao, satria samy miorina an-tendrombohitra ireo tanàna anankiroa ireo. Jereo ny toko |