Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 5:5 - Baiboly Katolika

5 Vao nivoaka i Tobia, dia nahita tovolahy tsara tarehy anankiray, mitsangana sady mietra toa olona vonon-kandeha.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Dia hoy i Tôbià taminy: –Avy aiza ianao, ry sakaiza? Ka novalian’i Rafaela hoe: –Anankiray amin’ireo Israelita mpiray firenena aminao aho, ary tonga eto mba hitady asa. Ary nanontany azy i Tôbià hoe: –Fantatrao ve ny lalana mankany Media?

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 5:5
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra