Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 5:4 - Baiboly Katolika

4 Fa mandehana amin’izao aloha mitady olona mahatoky hokaramaina hiaraka aminao, mba hahazoanao izany vola izany, dieny mbola velona aho».

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Koa niainga i Tôbià hitady olona izay hiara-dia aminy hankany Media sady mahalala tsara ny lalana; vao tafavoaka ny trano izy, dia nahita ny anjely Rafaela nijoro teo anatrehany; saingy tsy fantany hoe anjelin’Andriamanitra io.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 5:4
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra