Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 5:22 - Baiboly Katolika

22 Nony voaomana ny zavatra rehetra hoentiny any amin’ny dia halehany, nanao veloma an-drainy sy reniny i Tobia, dia niara-niainga tamin’ity Anjely.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Aza manahy ianao; aza matahotra ny amin’izy roa lahy, ry vady malalako. Hisy anjely tsara hiara-dalana amin’io zanatsika io, ka ho tomombana ny diany ary ho tafaverina soa aman-tsara izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 5:22
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra