Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 5:21 - Baiboly Katolika21 Notohizan’i Tobia izay, nataony hoe: «Ho tsara mandroso, tsara miverina anie ianareo! Ho any amin’ny lalanareo anie Andriamanitra, ary homba anareo anie ny Anjeliny.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Dia hoy i Tôbita tamin’ny vadiny: –Aza manahy ianao. Ho tsara mandroso ho tsara miverina ny zanatsika! Ary ho hitanao maso ny andro hahatafaverina azy soa aman-tsara eto aminao. Jereo ny toko |