Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 5:23 - Baiboly Katolika23 Nony lasa izy ireo, dia rafitra nitomany ireniny, nanao hoe: «Nesorinao tamintsika ny tohan’ny fahanterantsika, ka nampanalavirinao antsika. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Dia nitsahatra nitomany ny vadin’i Tôbita. Jereo ny toko |