Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 5:12 - Baiboly Katolika

12 Fa hoy kosa ny navalin’i Tobia: «Hafaliana inona moa no mba mety hananako, izay izaho mitoetra ao anatin’ny haizina sy tsy mba mahita izay hazavan’ny lanitra akory.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Fa novalian’ilay anjely hoe: –Nahoana no ilainao hofantarina ny foko nipoirako? Ka hoy i Tôbita taminy: –Iriko ho fantatra marina hoe zanak’iza ianao, rahavako, ary iza no anaranao?

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 5:12
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra