Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 5:13 - Baiboly Katolika13 Ary hoy ity tovolahy taminy: «Matokia tsara, fa mora amin’Andriamanitra ny manasitrana anao.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Ka novalian’ilay anjely hoe: –Izaho no Hazarià, zanakalahin’i Hananià ilay atao hoe Malaza sady anankiray amin’ireo mpiray firenena aminao. Jereo ny toko |