Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 5:11 - Baiboly Katolika

11 Dia niditra izy ary niarahaba nanao hoe: «Ho aminao mandrakariva anie ny hafaliana!»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Ary nanontany azy indray i Tôbita hoe: –Inona moa ny fianakaviana sy foko nipoiranao, rahavako? Mba ampahafantaro ahy, azafady.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 5:11
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra