Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 4:21 - Baiboly Katolika21 Mampahalala anao koa aho, anaka, fa fony ianao mbola zazakely, dia nanome vola talenta folo an’i Gabelosa, any Ragesa tanànan’ny Meda aho, ary eto an-tanako izao ny rosia taminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Eny, nihamahantra isika, anaka, saingy aza manahy; manana harem-be ianao, raha manaja an’Andriamanitra sy mifady ny fahotana isan-karazany ary manao izay tsara imason’ny Tompo Andriamanitrao.» Jereo ny toko |