Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 4:20 - Baiboly Katolika

20 Misaora an’Andriamanitra amin’ny andro rehetra; mangataha Azy hitari-dalana anao, hanambina anao amin’izay kasainao hatao rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 «Ankehitriny, anaka, dia ampahafantariko anao fa misy volafotsy telonjato kilao napetrako tamin’i Gabaela zanakalahin’i Gabry, tao Ragao tanànan’i Media.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 4:20
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra