Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 4:11 - Baiboly Katolika11 Fa manafaka amin’ny fahotana rehetra sy amin’ny fahafatesana ny fiantrana, ary tsy hamela ny fanahy hidina any anatin’ny maizina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Eny, ho an’izay rehetra manao fiantrana, dia fanatitra tsara izany eo imason’Andriamanitra Avo Indrindra. Jereo ny toko |