Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 3:9 - Baiboly Katolika

9 Ka raha niteny an’ilay ankizy vavy iny izy, noho izay hadisoany anankiray izay, dia izao no navalin’io azy: «Aza ahitanay zanakalahy na zanakavavy eto an-tany ianao na oviana na oviana, ry ilay mpamono vadinao;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Nahoana no mampijaly anay ianao amin’ireo vadinao efa maty ireo? Ndeha ianao mitambatra aminy; ary aoka avy aminao tsy hahitana zazalahy na zazavavy na oviana na oviana!

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 3:9
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra