Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 3:8 - Baiboly Katolika

8 Fa lehilahy fito no efa samy namoahana azy ho vadiny, nefa nisy demony anankiray atao hoe Asmôdea namono an’ireo, raha vao nandeha taminy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Lehilahy fito manko no efa samy namoahana an’i Sarà ho vady; saingy mbola tsy naka ity vavy hiray trano akory izy araka ny adidin’ny lahy amim-bady, dia nisy demony mahatsiravina atao hoe Hasmodeo namono nahafaty azy. Ka hoy ity mpanompovavy tamin’i Sarà: –Ianao mihitsy no mamono mahafaty ny vadinao! Lehilahy fito no efa namoahana anao, kanefa tsy nisy nentinao anarana akory na iray aza.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 3:8
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra