Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 3:7 - Baiboly Katolika7 Tamin’izay andro izay ihany koa, tany Ekbatàna, tanànan’ny Meda, dia nandre ny fanebahan’ny iray amin’ny ankizy vavin-drainy azy, i Sarà zanakavavin-dRagoela. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Androtr’io ihany koa, dia izao no nihatra tamin’i Sarà zanakavavin’i Ragoela sady nipetraka tao Ekbatàna, tanànan’i Media. Nandre ny mpanompovaviny nanevateva azy koa i Sarà tamin’izay. Jereo ny toko |