Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 3:4 - Baiboly Katolika

4 Fa tsy nankatò ny didinao izahay, ka natolotra ho amin’ny fandrobana, ho amin’ny fahababoana, ho amin’ny fahafatesana sy ho amin’ny fihomehezana ary ho amin’ny fandatsana eo amin’ny firenena rehetra nanelezanao anay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Tsy nankatò ny didinao izahay, ka navelanao hiharan’ny fandrobana sy ny fahababoana mbamin’ny fahafatesana; navelanao ho fihomehezana izahay ary koa ho fandatsa sy ho fanevateva teo amin’ny firenena rehetra nanelezanao anay.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 3:4
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra