Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 3:3 - Baiboly Katolika3 Koa ankehitriny, ry Tompo, tsarovy aho, aza valianao ny ratsy nataoko, ary aza tsiahivinao ao amin’ny fahatsiarovanao, ny fahotako sy ny an’ny razako. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Koa ankehitriny, Tompo ô, mba tsarovy aho ary mba tsinjovy. Aza amaizanao ahy ny fahotako na ny hadisoana nataon’ny tenako sy ireo razako, dia ny hadisoana nanoheranay Anao. Jereo ny toko |