Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 3:5 - Baiboly Katolika

5 Ary izao, ry Tompo ô, lehibe ny famaizanao, satria tsy nitandrina ny didinao tamin’ny nataonay izahay, sy tsy nandeha tamim-pahatsorana teo anatrehanao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Eny, Tompo ô, marina ny fitsaranao rehetra rehefa faizinao aho noho ny fahotana izay nataon’ny tenako sy ireo razako; satria tsy nanatanteraka ny didinao izahay ary tsy nizotra ara-pahamarinana teo anatrehanao.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 3:5
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra