Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 3:16 - Baiboly Katolika16 Fantatrao, ry Tompo, fa tsy mba naniry izay vady aho, ary niaro ny fanahiko tamin’ny filàn-dratsy rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Teo no ho eo ihany ny vavaka nataon’i Tôbita sy i Sarà dia tafapaka teo anatrehan’Andriamanitra be voninahitra ary nohenoiny. Jereo ny toko |