Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 3:17 - Baiboly Katolika

17 Tsy mba nankany amin’izay lalao fijilajilana foana aho, na oviana na oviana, na mba nifanatona tamin’izay lehilahy hafahafa fitondran-tena foana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Koa ny anjely Rafaela no voairaka hanasitrana an’i Tôbita sy i Sarà. Tokony hataony miala teo amin’ny mason’i Tôbita ny pentina fotsy mba hahitany indray ny fahazavàn’Andriamanitra; i Sarà zanakavavin’i Ragoela kosa tokony hataony afaka amin’i Hasmodeo ilay demony mandoza ary homeny ho vadin’i Tôbià zanakalahin’i Tôbita. Io Tôbià io manko no manan-jo hanana azy ho vady alohan’ny olon-kafa rehetra mpiandrandra azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 3:17
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra