Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 3:15 - Baiboly Katolika15 afaho amin’izao fatoram-pahafaham-baraka izao aho, fa raha tsy izany, dia esory amin’ity tany ity aho. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Tsy mbola nalako baràka na ny anarako na ny an-draiko taty amin’ny tany mahababo ahy aty. Vavy tokana aho no an-draiko; tsy nanan-janaka hafa handova izy, tsy manan-drahalahy na havana akaiky mba afaka hanambady ahy ka hitahirizako ny tenako ho velona. Efa maty vady impito aho, ka inona intsony no mbola hiainako? Raha tsy sitrakao kosa, Tompo ô, ny hamela ahy ho faty, dia mba henoy hiarovanao ahy ny fanevatevana atao amiko.» Jereo ny toko |