Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 1:9 - Baiboly Katolika9 Nony efa lehilahy izy, dia nanambady vehivavy anankiray, iray foko aminy, atao hoe Anà, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Ka rehefa tonga olon-dehibe aho, dia nanambady vehivavy anankiray anisan’ny taranaky ny razambenay; ary niteraka zazalahy taminy aho ka Tôbià no anarana niantsoako azy. Jereo ny toko |