Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 1:8 - Baiboly Katolika8 Ary hatry ny fony vao tanora herotrerony izy no nitandrina izany sy ny toy izany, araka ny lalàn’Andriamanitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Ary ny ampahafolony fanintelony tamin’ny fananako dia nomeko ny kamboty sy ny mpitondratena ary ny vahiny izay nanaraka ny fivavahana jiosy ka niara-nonina tamin’ny Israelita; isan-telo taona no nentiko sy nomeko azy izany ka niarahanay nihinana araka ny fitsipika voalazan’ny lalànan’i Mosesy momba izany sy araka ny fampianaran’i Debôrà renin’i Hananiela raibenay; ny raiko manko, nony maty, dia namela ahy ho kamboty. Jereo ny toko |