Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 1:7 - Baiboly Katolika7 Nozarainy, isan-telo-taona, tamin’ny prôselita sy tamin’ireo hafa firenena ny fahafolon-karenany rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Nomeko ny mpisorona taranak’i Aharôna izany mba hoentiny eo amin’ny alitara fisoronana. Nanefako fahafolon-karena koa ny vary, ny divay, ny ôliva, ny ampongabendanitra, ny aviavy ary ny voankazo hafa rehetra ka nomeko ny levita izay nanao fanompoana tao Jerosalema. Namidiko ny ampahafolony fanindroany tamin’ny fananako, araka ny fanao mandritra ny enina taona ao anatin’ny fito, ary nolanîko isan-taona tany Jerosalema ny vola azo. Jereo ny toko |