Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 1:6 - Baiboly Katolika6 Nankany Jerosalema amin’ny tempolin’ny Tompo izy, niankohoka tamin’ny Tompo Andriamanitr’i Israely, ary nanolotra tsy tapaka, ny voaloham-bokany sy ny fahafolon’ny fananany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Izaho kosa matetika dia nandeha samirery tany Jerosalema tamin’ireo andro fety, araka izay voasoratra ho fitsipika raikitra ho an’i Israely manontolo. Nidodododo nankany Jerosalema aho nitondra ny voaloham-bokatra sy ny voalohan-teraky ny biby fiompiko ary ny volon’ondry tamin’ny fanetezana azy voalohany. Jereo ny toko |